The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Morocco, U.S.A.
Lohahevitra:
Elections, Religion
Teny:
Malagasy

 

“Soa fa  nisy Barack Obama, mba hamaritan'ny Islam indray ny antsoina hoe “mpino” araka ny voambolana Silamo, na mila mieritreritra amin'ny famaritana vaovao anononana ny antsoina hoe ‘foko Miozolmana' indray ny fianakaviambe iraisam-pirenena (na ny tontolo manerantany araka ny dika manta) mba ampifanarahana ny olana miatrika ny raharaha manokana ampiharina amin'iMr. Obama ( izay nateraky ny ray silamo lasa tsy mpino taty aoriana ary efa notaizana raikely hafa silamo ihany koa, sady nianatra tany amin'ny sekoly silamo roa taona, narahina fianarana tany amin'ny sekoly katolika avy eo. Ankehitriny moa dia ao amin'ny fiangonan'i Kristy ‘tafatambatra' - Loterana sy Refaormey- no misy azy, ny soramandry rehetra dia nampian'ny mpandika teny ho amin'ny teny malagasy avokoa)” hoy ny votoatin-tsoratry Myrtus avy any Maraoka.

Mpanoratra Amira Al Hussaini

Hamela valiny