The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Thailand
Lohahevitra:
History, Travel
Teny:
Malagasy

 

Richard Barrow no manala sarona hoan'ireo mpankafy toerana ahitana Fiaradalamby mandeha amin'ny entona any Bangkok :

If you are a steam enthusiast then you will love this place. In the sheds were five steam trains that looked in good working order. I wandered around taking some pictures.

“Raha mpankafy ireo fiaradalamby mandeha amin'ny entona ianareo dia hankafy koa io toerana io. Fiaradalamby dimy (be izao) izay toa mbola afaka mandeha tsara (daholo) no indray hitako tao amin'ny trano fitehirizana. Niodikondina teo aho naka sary vitsivitsy.”

Hamela valiny