The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
LGBT, Fivavahana
Teny:
Malagasy

 

Andrew Heavens no manolotra resaka mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana any Afrika:

Amazing. The debate about homosexuality in Africa that started on Meskel Square almost three years ago is still going strong.

“Mahatsikaiky. Ny adihevitra mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana, izay natomboka teo amin'ny vohikala Meskel Square, efa ho telo taona lasa izao dia mbola tena “henjana hatrany”.”

1 hevitra

  • Tsara indrindra ny manao fanadihadiana ny nisian’izao tontolo izao.
    Moa ve efa nisy tantara fa lahy samy lahy no niteraka vavy ?
    Sa vavy samy vavy no niteraka ka nisian’ny lehilahy ?
    Jereo ny biby tsy mbola nisy nanao izany.
    Izany fomba farany izay ratsy izany no atao hoe FARA TAMPONY FAHA VETAVETANA;

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.