The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
Entertainment
Teny:
Malagasy

 

Fanirian'ny Cape Town Rocks ny hahita ny tanànan'i Cape Town ho isan'ny Monopoly andiany “maneran-tany”:

Cape Town is one of the Cities that you can vote for to become a city on the World Monopoly Board.

“Isan'ireo tanàna (vitsy) afaka safidianareo hanana toerana amin'ny lalao Monopoly andiany “maneran-tany” i Cape Town.”

[FANAMPIM-PANAZAVANA : tapaky ny mpikarakara fa izay tanàna safidin'ireo mpifidy eo amin'ny Aterineto no tanàna ho hita ao amin'ny andiany “maneran-tany” vaovao vao hoforonina hoan'ny Monopoly. Tsahivina fa efa misy andiany maro isam-pirenena sy isan-karazany ny lalao Monopoly ankehitriny]

Hamela valiny