The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Eritrea
Lohahevitra:
Music
Teny:
Malagasy

 

Matt Yanchyshyn no mandrisika ao amin'ny bennloxo du taccufantarò ny mozika Eritreana:

This is the last day of Eritrea Week. I don’t know enough about much of the music I’ve collected this week to write full posts so I decided to make you a mixtape instead.

“Anio no andro farany amin'ny herinandro natokana hoan'i Eritrea. Naleoko nanolotra ireto santionan'ny fangaron-kira ireto ho solon-dahatsoratra, satria tsy mbola ampy fahalalàna tsara izay mombamomba ireo mozika nangoniko tamin'ity herinandro ity aho hanoratana.”

Hamela valiny