The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kenya
Lohahevitra:
Tontolo_iainana, Zon'olombelona
Teny:
Malagasy

 

Hita ao amin’ny Pambazuka: fa manao antso avo hanoherana ny famoizana aina sy fananana any Kenya ny Prof. Wangari Maathai, izay efa nahazo ny loka nobel momba ny tontolo iainana. “ Efa nolazainy kosa fa efa nisy tantarany ny fisamatsamahana, nandamoka tamin’ny fifampiraharahana tamin’ny mpamporisika sy ny mpanakorontana. Nolazain’ny Prof Maathai ary fa tokony ataon’ny Governemanta izay hampanajan’ny rehetra ny lalàna. Efa mihoatra ny 600 ny Kenyana maty ary anarivony no voatery nitsoa-ponenana hatramin’ny nanambarana fa nandresy tamin’ny fifidianana tamin’ny volana desambra lasa teo ny filoha Kibaki.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.