The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Saudi Arabia
Lohahevitra:
Gender, Lalàna
Teny:
Malagasy

 

Or Does it Explode no mitatitra izay fandresena kely hoan'ireo vehivavy any Arabia Saodita. Araky ny fampahalalam-baovao dia :

Women in Saudi Arabia can now stay in a hotel or a furnished apartment without a male guardian, according to a government decision that comes as the country faces increasing criticism for its severe restrictions on women.

“Afaka mijanona irery any amin'ny Hotely na trano hafa tsy misy lehilahy mpiambina ankehitriny ireo vehivavy any Arabia Saodita, araky ny fanapahan-kevitry ny governemanta, raha misedra tsikera mafy ny firenena nohon'ny figiazana mahazo ny vehivavy any.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.