The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kenya
Lohahevitra:
Voina, Teknolojia, Ady & Fifandirana, Politika
Teny:
Malagasy

 

Ethan Zuckerman no mitatitra momba ny vohikala Ushahidi.com:

One way to measure the continuing protest and unrest is to follow the story through Ushahidi, a citizen media site put together by friends of mine to allow Kenyans to post news about post-election unrest and violence. Each incident is added to a map, giving a visualization of the ways in which reactions to a rigged election have spread across the nation.

“Fomba iray azo anarahana ny fivoatry ny “fihetsiketsehana” sy ny fanoherana ny fanarahana izany amin'ny alalan'ny Ushahidi.com, vohikala namboarin'ny namako izay natao hoan'ny tsirairay ary ahafahan'ireo Kenyana mametraka fijoroana vavolombelona momba ireo hotakotaka sy herisetra izay nanaraka ny fifidianana. Apetraka eo amin'ny saritany ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra, dia afaka arahina eran'ny firenena ny fihanaky ny fanoherana ity fifidianana tsy madio ity.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.