The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kenya
Lohahevitra:
Fandraharahana, Ekonomia, Politika
Teny:
Malagasy

 

Bankele no manoratra ao amin'ny “avy amin'ny ODM ka hatrany an-danitra” :

If ODM’s goal is to grind the country to a halt, it may take a while. With tax collections significantly down, the pending Safaricom IPO which I thought will be an election winner could turn out to be a (one time) budget lifesaver – expected to yield over 30 billion shillings in Q2 of 2008.

“Raha ny hamotika ity firenena izay efa mijanona ity no tanjon'ny (antoko mpanohitra) ODM [Orange Democratic Movement] dia mety mbola haharitraritra kely ny raharaha. Amin'izao maha-iva ny fanangonan-ketra izao, ny fiandrasana ny fampidirana ny orinasa Safaricom amin'ny “bourse” dia heveriko mihitsy fa avotraina (amin'ity indray mitoraka ity) hoan'ny tetibolan'izay mpandresy amin'ny fifidianana - izay heverina hampidi-bola 30 lavitrisa Shillings amin'ny fahefa-taona faharoa amin'ny 2008.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.