Repoblika Ivon'i Afrika : Nametra-pialana ny Praiministra

HDPT Central African Republic dia mitatitra ny fionganan'ny governemanta:

Prime Minister Elie Doté of the Central African Republic resigned, together with his government, on Friday 18 January 2008, following two weeks of strikes by unions and government workers over salary arrears. Doté’s move came one day before the parliament was expected to vote on a motion of no-confidence against him.

“Nametra-pialana ny Zoma 18 Janoary 2008, i Elie Doté, Praiministry ny Repoblika Ivon'i Afrika, fialana izay narahin'ny fionganan'ny governemanta izay tarihiny, taorian'ny grevy fitakiana karama tsy voaloà notanterahin'ny Sindikà sy ny mpiasam-panjakana, izay naharitra tapa-bolana. Ny fanapaha-kevitry Doté dia nitranga andro iray alohan'n'ny fifidianana fitsipahana fitokisana izay tokony notanterahin'ny Antenimieram-pirenena.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.