The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Japan
Lohahevitra:
Arts & Culture, Technology
Teny:
Malagasy

 

I Edo no manapariaka sary HDR/GGD vitsivitsy mampiseho an'i Japàna izay nangoniny.

[FANAMPIM-PANAZAVANA : ny HDR na GGD (High Dynamic Range photography | Imagerie à Grande Gamme Dynamique) dia fitambarana teknika ampiharina amin'ny sary amin'ny alalan'ny solosaina izay ahafahana manome sanda bebe kokoa ireo “pixel” tsirairay. Endrika vaovao no vokatr'izany sary izany. Tsahivina fa ny sary dia fitambarana “pixel”]

1 hevitra

  1. Global Voices amin´ny teny malagasy » Kambôdza : Fiainana andavan’andro an-tsary HDR any Phnom Penh Miteny hoe:

    [...] [FANAMPIM-PANAZAVANA : ny HDR na GGD (High Dynamic Range photography | Imagerie à Grande Gamme Dynamique) dia fitambarana teknika ampiharina amin'ny sary amin'ny alalan'ny solosaina izay ahafahana manome sanda bebe kokoa ireo “pixel” tsirairay. Endrika vaovao no vokatr'izany sary izany. Tsahivina fa ny sary dia fitambarana “pixel” | Lahatsoratra hafa misy rohy sary sahala : Japàna amin'ny endrika vaovao >>] [...]

Hamela valiny