The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Japan
Lohahevitra:
Diaspora, Elections, Politics
Teny:
Malagasy

 

James no mitatitra ao amin'ny Japan Probe ny adihevitra mikasika ny fikasana hanome ny zom-pifidianana hoan'ireo vahiny any Japàna:

An article published last week in the Yomiuri Shinbun reports that the Democratic Party of Japan is attempting to pass a law that would grant voting rights to foreigners […] But some conservative lawmakers in the party are determined to block the resubmission.

“Lahatsoratra navoaky ny gazety Yomiuri Shinbun no nampahafantatra fa ny antoko Demokratikan'i Japàna dia nanam-pikasana ny hametraka volavolan-dalàna izay hanome ny zom-pifidianana hoan'ireo vahiny […] Misy amin'ireo mpanao lalàna “mpanindrahindra ny fiandrianam-pirenena” anivon'ny antoko no nanapak'hevitra ny hanao izay fara-heriny mba hanakanana izany.”

Hamela valiny