The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kenya
Lohahevitra:
Children, Youth
Teny:
Malagasy

 

Kabissa dia mizara mikasika ireo zaza nafindra toerana any Kenya:

The WIDES Development Group based in Nyakach constituency of Nyanza province and Kibera slums in Nairobi Kenya have reported that many of the orphan children being cared for are now scattered without food, clothing or shelter.

“Ny vondrona WIDES Development Group izay miasa any Nyakach, faritanin'i Nyanza sy any amin'ireo “tranobarika” [bidonvilles] any Kibera, ao Nairobi, Kenya no nampahafantatra fa maro amin'ireo zaza kamboty izay nangoniny nokarakaraina (teo aloha) no miparitaka (ombieny ombieny) tsy amina sakafo, na akanjo, na tafo ialofana (akory) ankehitriny.”

Mpanoratra Ndesanjo Macha

Hamela valiny