The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

This is a Video post
Firenena:
South Africa
Lohahevitra:
Food, Agriculture
Teny:
Malagasy

 

Manapariaka lahatsary i Nubian Cheetah izay ahitana ireo vehivavy mpamboly “bio” any Afrika Atsimo:

The women in the the Fezeka community in Gugulethu, South Africa are growing organic foods and selling them at market prices.”

“Ireo vehivavy anivon'ny fiaraha-monina Fezeka any Gugulethu, any Afrika Atsimo dia mamboly “bio” [manaja ny tontolo iainana ary tsy mampiasa zezika simika] ary mivarotra izany (avy hatrany) amin'ny vidiny andraisan'ny mpanjifa azy.”

Mpanoratra Ndesanjo Macha

Hamela valiny