The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kenya
Lohahevitra:
Politics
Teny:
Malagasy

 

Kenya Imagine mikasika ny fivoatry ny raharaha farany any Kenya:

ODM leader Raila Odinga has called on his supporters to stay home and boycott businesses belonging to President Kibaki's friends and supporters.

“Raila Odinga, filohan'ny antoko ODM [Orange Democratic Movement] dia niantso ireo mpomba azy mba hitsahatra tsy hiasa intsony sady tsy hifandrairay amin'izay mety ho orinasan'ireo naman'ny filoha Kibaki sy izay mpomba azy.”

2 hevitra

  1. jentilisa Miteny hoe:

    An’ny filoha mihitsy ka! misy teny anglisy tavela ny lohateny!

  2. Tomavana Miteny hoe:

    Ny mihinam-bary aza hono … Misaotra amin’ny fanamarihana.

    Mikasika ilay lohateny indray, rehefa novakiako ny lahatsoratra dia toa io no mifanakaiky kokoa amin’ny tiany ambara sa ?

Hamela valiny