The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Ghana
Lohahevitra:
Sport
Teny:
Malagasy

 

Hampitain'ny African Path mivantana ny fiadiana ho tompondakan'i Afrika lalao baolina kitra izay ho tanterahina any Ghana :

The games will be online at http://tv.africanpath.com. The Africa Cup of Nations is the premier sporting event on the African continent that occurs on a biannual basis in January and February.

“Azo arahina mivantana ao amin'ny http://tv.africanpath.com Ny fiadiana ho tompondakan'i Afrika lalao baolina kitra, izay tanterahina isa-droa taona ireo volana Janoary sy Febroary, no voalohany be mpanaraka indrindra amin'ireo hetsika eran'ny kôntinanta Afrikana.”

Hamela valiny