The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Mozambique
Lohahevitra:
Film
Teny:
Portuguese, Malagasy

 

Forever Pemba dia faly mampahafantatra atsika fa ny sarimihetsika ‘Tany manonofy mitsangana' [Terra Sonâmbula], notaterahin' Mozambikana Teresa Prata avy amin'ny boky nosoratan'i Mia Couto dia handray anjara amin'ny Pune International Film Festival, any Inda, sy ny Bird's Eye Film Festival any Lôndra, Angletera.

O filme, que conta a história de Muidinga, um menino moçambicano que procura a família em plena guerra civil.

“Tantaran'ny zazalahy Mozambikana iray antsoina hoe Muidinga izay mikaroka ny fianakaviany anivon'ny “ady an-trano” no lohahevitr'ity sarimihetsika ity”.

Hamela valiny