The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kenya
Lohahevitra:
Politics
Teny:
Malagasy

 

I Mental Acrobatics no manoratra mikasika ny antenimieram-pirenena Kenyana faha-10:

Tuesday afternoon the dark cloud of an illegitimate presidency in Kenya revealed its silver lining. Democracy hit back hard as Kenya’s 10th parliament convened for the first time.

“Ny rahona maintin'ny filoham-pirenena tsy voafidy ara-dalàna dia nahitana hirika fanantenana tamin'ny Talata tolakandro. Nanao “valifaty” ny Demokrasia nandritra ny fivoriana voalohany notanterahin'ny antenimieram-pirenena Kenyana faha-10.”

Hamela valiny