Twittmx [es] no anarana iantsoana ny fivoriana voalohany hotanterahin'ny “Twitteros” na mpampiasa Twitter any Meksika. Ny faniriana moa dia ny hanatanterahana ny fivoriana ho isam-bolana.
- Firenena:
- Mexico
- Lohahevitra:
- Rindrambaiko & Fitaovana
- Teny:
- Espaniola, Malagasy














