Dôminika : Izay lazaiko atao, fa tsy izay ataoko

Mampahatsiahy antsika i Steve's Dominica

As our Government takes a step closer to turning Dominica into an oil refinery for Hugo Chavez, it's worth remembering what they said in 2006

“Ary satria ny governemanta dia mbola namindra indray nanakaiky ny hamadihana ny nosy Dôminika ho orinasa fanasivanana ny solik'i Hugo Chavez, dia tsara ihany ny mampahatsiahy izay fanambarana nataony tamin'ny taona 2006.”

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Raikitra ve ny varotra ?]

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.