I Edo no manapariaka ao amin'ny blaogy Pink Tentacle sary vitsy izay mitatitra ny fomba fijerin'ny mpakasary Japoney Kimiko Yoshida manokana ireo “ampankarina” eran'izao tontolo izao.
Misy rohy mankany amin'ny vohikalan'i Kimiko Yoshida, mpanakanto “makasaritena”, izay ahitana sary 150 mahery.
















Madagasikara: Nanakorotantsaina ny fifan...
- Le gouvernement malgache donne la moitié de la surface cultivable aux...
- Doing business is good, but that means an equilibrate profit for all w...
- We are in 2008 therefore we cannot be selling the land of our ancester...
Tohiny »