The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tanzania
Lohahevitra:
Tantara, Travel
Teny:
Malagasy

 

Namangy lava-bato nanafenana andevo any Zanzibar i Ore:

“Slaves were hidden in here after trade in slaves was abolished. The cave is a dank pit, which appeared to spiral into the ground. After taking about 20 steps down, the daylight was already being subsumed by the underground darkness.”

“Andevo maro no (mbola) nafenina tato rehefa natsahatra (amin'ny fomba ofisialy) ny varotr'andevo. Mandomando ity lava-bato izay toa miolankolana midina any anaty tany ity. Ary rehefa namindra in-20 fotsiny dia efa saron'ny aizina sahady ny hazavan'ny hainandro.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.