Hita tao amin'i Alberto Marques [pt] miresaka momba ny tetikasa an'olom-pirenena mampahalala vaovao natsangana any Chili, Ny firenena Amerikana Latina mazoto indrindra mandray an-tanana zavatra sahala amin'itony ka ity vao natsangana ity antsoina hoe El Naveghable [es] dia efa manana mpiara-miasa mihoatra ny 300 sahady ary mbola hitombo isa hatrany. “Nefa eto Brezila, vitsy na tsy misy mihitsy no mety hanagasanga any”, hoy ny alahelon'ilay mpamaham-bolongana
- Firenena:
- Brazil, Chile
- Lohahevitra:
- Media
- Teny:
- Portuguese, Malagasy
















Pakistan: Nisy baomba nipoaka sady nahaf...
- eny tompoko, misaotra anareo nanome ny vaovao mikasika ny fiainam-pire...
Tohiny »