The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Mozambique
Lohahevitra:
Language
Teny:
Portuguese, Malagasy

 

João Craveirinha dia miadihevitra momba ny fitenim-pirenena sy ny maha-Afrikana ao amin'ny Moçambique Online Blog :

O medo do surgimento de um pseudo-tribalismo foi desculpa para não serem ensinadas as nossas línguas baNto em paralelo ao português e inglês.

“Ny tahotra ny fipioran'izay ambara ho “adim-poko” no fialana tsy nianarana ny fiteny Banto eo anilan'ny (fianarana) teny Pôrtogey sy Anglisy.”

Hamela valiny