Hanaraka ny finoana Islamo hoe ilay mpihira fanta-daza (heverina ho misy olana momba ny tenany) Britney Spears? Ilay Ejipsiana Sandmonkey no manazava momba izany ato. Voasoratra ao moa fa misy silamo miara-mivoaka aminy efa roa herinandro izay ka noho ny fitiavany io rangahy io dia te-hanambady azy io izy ary hanaraka ny finoana Islamo miaraka amin'izay.















Madagasikara: Nanakorotantsaina ny fifan...
- Le gouvernement malgache donne la moitié de la surface cultivable aux...
- Doing business is good, but that means an equilibrate profit for all w...
- We are in 2008 therefore we cannot be selling the land of our ancester...
Tohiny »