The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Argentina
Lohahevitra:
Protest
Teny:
Malagasy

 

Avy any Arzantìna, ny blaogy Good Airs dia mamakafaka ny fototenin'ny hoe “cacerolazo” izay hetsika fanaon'ireo Porteños maro ho fanoherana :

I love the word “cacerolazo.” It describes a protest, but it more literally means something like a “pot-bang” (”cacerola” = casserole or stew pot and then the suffix “-azo” denotes a striking or hitting action). There was another cacerolazo the other night in Caballito to protest the lack of electricity in the neighborhood amid a stifling heat wave.

“Tiako ny teny hoe “cacerolazo.” Io teny io no entina ilazana ireo hetsika fanoherana, ny dikany indray ara-bakiteny dia “kapoka vilany” (”cacerola” = vilany na siny izay faranàna amin'ny hoe “-azo” izay milaza fandònana na fikapohana). Nisy cacerolazo hafa indray tany Caballito omaly alina (nataon'ireo mponina) tany amin'ny kartie ho enti-manohitra ny fahatapahan-jiro anivon'ny hafanam-ben'ny toetr'andro (izay mila tsy ho tanty intsony).”

1 hevitra

  1. tomavana Miteny hoe:

    Tsy isika Malagasy ihany no voan’ny “delestazy” … ny hafa sahy mampahafantatra ampahibemaso izay fomba fijeriny, saingy ny antsika “izay mangina (ihany no) volamena” ;)

Hamela valiny