The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Madagascar
Lohahevitra:
Arts & Culture, Literature, Music
Teny:
French, Malagasy

 

Ny mpanakanto maro talenta Andriamanankoavy Jonny r'afa, Mpanoratra-Mpanao mozika-Mpisikotra Malagasy dia manolotra fanazavana ireo zava-kantony :

D'abord, à travers l'Art, entretenir et enrichir la “Mémoire Collective” des Malgaches. Celà reste un devoir par respect des origines. Trouver alors ce qu'il faut préserver, et les transmettre, les traduire.

“Voalohany aloha, hikolokolo sy hampitombo ny “Lova iombonan'ny” samy Malagasy (tsy an-kanavaka). Adidy napetraky ny Ntaolo (amintsika) izany. Hanavaka izay tsara hotazonina, hampita izany (amin'ny taranaka faramandimby) sy handika azy (hanavao azy hifanaraka amin'ny toetr'andro).”

Hamela valiny