Bahamas : Mpitandro ny filaminana matin'ny tifi-basy

Satria maty novonoin'olona teo am-perinasa ity Mpitandro ny filaminana iray dia vaky vava i Adrian Gibson nanambara tao amin'ny WeblogBahamas.com fa :

“The fear of crime has left many citizens practically incarcerated in their own homes. The peacefulness and harmony that once depicted the Bahamas is now lost to the ages.”

“Ny tahotra ny herisetra dia toy ny fanagadrana an-tranony ireo vahoaka maro. Ny fandriampahalemana sy ny fiombonantsaina [fihavanana] izay teny enti-nanambarana an'i Bahamas fahiny dia tena efa ‘fahatsiarovana sisa’.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.