India: Ny nampisehoana ny fiara Tata Nano

Nampisy tabataba tamin’ny tontolom-bolongana ihany ny nampisehoana ny Tata Nano, fiaramadinika vaovao aranty ao amin’ny New Delhi Auto Expo (rantin’ny fiara amidy eto New Delhi). Amidy 100,000 Rs (eo ho eo amin’ny 2500 USD eo) moa ny ny vidin’ny fiara iray ka mametraka azy ho fiara mora indrindra eo amin’ny tsena karana.

Miharoharo ihany ny hevitry ny olona eo ampanaovana ny fety hamoahana ny fiara. Ny sasany miteny fa hanampy trotraka ny fahakelezan’ny lalana efa mitohatohana any amin’ny tanàna karana indray ny fahamoran’ity fiara ity. Ary mbola ho ratsiratsy kokoa ny fahalotoan’ny rivotra ateraky ny fahamaroan’ny fiara eny an’arabe. Na izany aza dia faly dia faly ny ankamaroan’ny olona nandre ny fisiany.
Indian Muslims aloha no milaza fa tokony ho liana amin’ity fiara ity hatrany ambanivohitra karana any.

I agree with the critics that at least it is going to be a traffic disaster. Our cities are already see thing with jams and crowded places. But then Ratan Tata is a businessman. And his focus is on bringing products which people need at the cheapest possible price. The infrastructure problems have to be solved by our policy makers and politicians. And it may be too much to ask from them. We have seen Bangalore and Pune become pathetic without much being done to keep pace with the exploding population of these cities. I am sure if this car is a success it will be a traffic disaster. But then if we think outside our cities, in the rural areas, where 70% of India lives it could be a life changing thing.

Ekeko ny tsikera fa ho tsentsina tanteraka ny fifamoivoizana. Efa zatra fitohanan’ny fiara sy toerana vory vahoaka ny tanàn-dehibentsika. Saingy mpandraharaha ange Ratan Tata e! ny tanjony dia ny hitondra vokatra mora indrindra araka izay ilain’ny olona. Anjaran’ny mpanao politika sy ny mpampiahatra politika no mamaha ny olan’ny fotodrafitrasa. Toy ny mila voatsiary ny mitaky izany. Hitantsika fa mihotakotaka ny tanànan’i Bangalore sy Pune raha tsy terena ny fandehanan-tongotra noho ny fitomboan’ny mponina haingana any amin’ireo tanàna ireo. Saingy todiho kosa ny ivelan’ny tanàn-dehibe, any ambanivohitra itoeran’ny 70%n’ny mponina eto India, ataoko fa hanova ny fiainana any kosa io an!

Natambatry IndieQuill ireo karazambalinteny ka navoitrany tsy misy anton-javatra ilazana ny fiara ho atao karazan’entana lafovidy (haitraitra).

On the one hand, where the hell do any of us get off making the case that cars should remain a luxury? Ratan Tata might be indulging in a PR exercise but he’s got a point when he says there are tons of families out there who’re making do with extremely unsafe modes of transportation because they can’t afford safer alternatives. Anybody who’s seen a woman balance a tiny baby on her lap while clinging to her husband as they sit on his bike and make their way through bumper-to-bumper traffic has a lot of nerve arguing that that couple ought to stick with their bike so that the rest of us, with more money in our bank accounts, can swan around in our a/c cars.

Amin’ny lafiny iray, hevitra avy aiza moa no nampidirana tao amintsika ny mahahaitraitra ny fiara? Mety ho nanararaotra loatra Ratan Tata tamin’ny teny fanolorana saingy nahazo rariny (isa iray) izy raha miteny fa maro ny fianakaviana no miaritra ny fitaovam-pitaterana tsy voaaro noho ny tsy fisian’izay hafa azo antoka. Efa samy nahita vehivavy mitrotro zaza sady mamihina amin'ny vadiny mivoy ny bisikileta ary manam-pahasahiana mandingandingana ireo aro-donam-piarakodia avokoa isika izay lasan’eritreritra fa tokony hamikitra amin'ny bisikileta ry zareo, hany ka mirehareha isika izay mba manana petra-bola betsaka kokoa any amin'ny banky ao anaty fiarantsika ao.

Don't Trust The Indian Media! (Aza mino ny fantsombaovao karana) no naneho an-tsary ny fiara tao amin’ny fampiratiana ary nanoratra fa toy ny tsy mitsinjo ny hafa ry zareo raha mitarika ny olona te-hanana.

About Sunita Narain and R K Pachauri's comments on congestion and pollution, while valid stink of elitism I am afraid. People will protest against this car, but they should instead go after factories, after diesel generator sets and so much more. The problem with Indian greenies is that by protesting against the wrong things, they tend to lose goodwill. Remind me to cancel my subscription to Greenpeace. Don't go after people's aspirations guys, you lose goodwill. Tell people to consume more smartly, and tell our government to spend more wisely and not allow unfettered development, but mobility and communications are the wrong things to go after.

Momba ny lazain’i Sunita Narain sy R K Pachauri amin’ny fitohanana sy ny fahalotoan’ny tontolo iainana izay ialako tsiny toy ny mamofopofona avonavom-pahaizana. Hanohitra io fiara io ny olona, nefa tokony hanenjika ny ozinina, hanohitra ny maotera diesel na zavatra hafa koa. Ny olana amin’ny mpiaro ny tontolo iainana Karana dia any amin’ny tsy izy no toheriny, mirona manadino ny fitsinjovana ny hafa ry zareo. Ampahatsiarovy aho amin’ny hialako amin'ny Greenpeace. Aza ny tadiavin’ny olona ry zalahy no toherina a, adinonareo ny fitsinjovana ny hafa. Ilazao ny olona hanjifa araka ny mety kokoa, ilazao ny governemantatsika ho matotra kokoa amin’ny fandaniana ary tsy hamela ny fampandrosoana nofinofy, saingy ny fivezivezena sy ny fifandraisan-davitra ity no (zavatra diso) enjehina.

Manorotoro ny fomba fiarovana loza i Ultrabrown , saingy ankasitrahany tsara ny fiara izay mba manana fiarovana farafaharatsiny.

Tata Motors just launched the modern-day equivalent of that Corolla, a car which costs less not only after adjusting for inflation, but in simple dollars as well. The Tata Nano isn’t a beauty queen, nor does it come with a click wheel. Its bumper curlicues evoke a late-model Ford Taurus, its absurdly high brow a boxfish. But at just Rs. 1 lakh ($2,500), it could put safer transport into the hands of middle- and lower-class families across the world.

Namoaka ny fiara mifanahatahaka tamin’ny vanim-potoana nivoahan’ny Corolla ny Tata Motors, fiara amin’ny vidiny mora na dia eo aza ny sondro-bidim-piainana ihany, fa na dia amin’ny vidiny dolara koa aza. Tsy manana ny hatsara-tarehin’ny mpanjakavavy ny Tata Nano, ary tsy mandeha amin’ny (bokotra tendritendrena). Mampahatsiahy ny maodelin’ny Ford Taurus farany ny fiarovam-pifandonany, toa be tampn-kandrina loatra tahaka ny fitoeran-trondro izy. Saingy vola 1 lakh ($2 500) fotsiny dia ahazoan’ny fianakaviana saranga antenantenany sy ny saranga ambany kokoa maneran-tany fitaovam-pitaterana azo antoka.

Nampahatsiahy ny lasa i Marketing Practice raha esoeso no setrin’ny nanambarana ny hanaovana azy voalohany, ka mety tsy ilana dokam-barotra akory ity fiara ity nefa ho be ny mpividy.

In the marketing front, Nano had the dream start . Infact Nano may need no ads but heavy dose of positive PR during the launch. The brand may have to counter the skepticism surrounding the performance . Another nightmare is managing the initial rush of the customers. Since this is a car for the common man, there is every possibility that the customers could be given a raw treatment at the dealership touch- points. Indian marketers are still to wake up to the possibilities of a good customer service. How Tata and its dealers handle the initial euphoria will be something to watch for in the Customer-relationship perspective .

Niainga tamin’ny nofinofy i Nano teo amin'ny sehatry ny haivarotra. Raha ny marina dia tsy nila doka loatra i Nano fa teny fanolorana mafonja tsara nandritra ny famoahana azy ihany. Ny marika no mety hampisalasala amin’ny zavatra mety ho vitany. Mampanahy ihany koa ny fitantanana ny firohotan’ny mpanjifa voalohany. Noho izy fiara ho an’ny olona rehetra dia mety ho tsy tsara loatra ny fomba fandraisana eny amin’ny toeram-pivarotana azy. Eo amin’ny sehatry ny fifandrasaina amin’ny mpanjifa dia zava-dehibe mila dinihin’ny Tata sy ny mpaninjarany tsara ny hihazonana hatrany fientanentanana voalohany.

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.