The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kyrgyzstan
Lohahevitra:
Gender
Teny:
Malagasy

 

GenderStanno miresaka momba ny gazetiboky iray karakarain’ny mpanao firaisana ara-nofo ho anton-draharaha avy amin’ny faritra samihafa ao Kyrgyzstan ary anoloran’izy ireo ao ny tantarany sy ny tsindry hazolena mpahazo azy. (Ohatra amin’izany ny miasa maimaipoana amin’ny anton-draharahany ho an’ny polisy indroa na intelo isam-bolana).

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.