The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Mozambique
Lohahevitra:
Health
Teny:
Portuguese, Malagasy

 

Tsy kivy fa velom-panantenana i Carlos Serra eo am-pamakiana ny tatitry ny Fikambanana Iraisam-pirenena hoan'ny Fahasalamana [OMS | WHO] izay “mamisavisa” fa amin'ny taona 2025 ny salam-pahalavam-piainana any Mozambika sy ireo firenena Afrikana hafa dia ho 60 taona, izany hoe izay ambany indrindra eran'izao tontolo izao :

Parece um dado negativo, mas talvez possamos ter uma visão mais optimista se soubermos que no nosso país a esperança de vida ao nascer é de 42.3 anos para ambos os sexos

“Mety ho ratsy am-boalohany ny fijerintsika izany, fa angamba ho velom-panantenana kokoa isika raha mahalala fa ankehitriny dia 42.3 taona (monja) ny salam-pahalavam-piainana eo amin'ny lahy sy ny vavy aty amin'ny firenentsika”

Hamela valiny