The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Jamaica
Lohahevitra:
Ideas, Cyber-Activism, Law
Teny:
Malagasy

 

Mpitia fa tsy mpiady ny mpiblaogy Jamaïkana Francis Wade :

Today, I realized that living in Jamaica is teaching me to “Love Up” what ever happens.
Violence? Lost business? Hurricane? Argument? Crime?
They all occur in a stream of events, in which I am learning to simply love.

“Ankehitriny, tena tsapako fa ny iainako aty Jamaïka dia fampianarana ahy ny hitia bebe kokoa n'inoninona mitranga.
Herisetra ? Bizna votsotra ? Rivodoza ? Hetsika isan-karazana voararan'ny lalàna ?
Samy mitranga toy ny entin-driaka avokoa izy ireo sady fampianarana ho ahy ny hitia fotsiny (tsy misy takalony).”

Hamela valiny