The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Dominica
Lohahevitra:
Cyber-Activism, Energy, Media, Industry, Politics
Teny:
Malagasy

 
Apparently Hugo Chavez announced today that construction will begin soon on the oil refinery here

“Toa hoe nambaran'ny (filoham-pirenena Venezoelana) Hugo Chavez androany fa hanomboka aty tsy ho ela (intony) ny fanorenana ny orinasa vaventy fanodinana solika ho lasantsy”

Manontany tena i Living Dominica raha misy zavatra tsy arany [tsy nanao fanambarana ny fitondrana tany amin'ny nosy Dôminika sady tsy nisy nahita ireo fikarohana nampanantenaina momba izay mety ho vokadratsin'izany orinasa izany amin'ny tontolo iaianana].

1 hevitra

  1. Global Voices amin´ny teny malagasy » Dôminika : Izay lazaiko atao, fa tsy izay ataoko Miteny hoe:

    [...] [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Raikitra ve ny varotra ?] [...]

Hamela valiny