The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Haiti
Lohahevitra:
Hevitra, Cyber-Activism, Development, Angovo, Tontolo_iainana, Tantara, Fambolena, Politika
Teny:
Malagasy

 

Dictators, Peace Corps Volunteers, governments, activists, non profits, for profits, companies all talk about development - but can we agree on what it is?

“Mpanao didy jadona, mpiasa an-tsitrampò hoan'ny fandriampahalemana (Peace Corps), governemanta, mpivoy (isan-karazany), ONG, orinasa (samihafa), dia samy miresaka fampandrosoana avokoa - anefa ve mitovy akory ve ny fihevitra manodidina izay antsoina hoe fampandrosoana ?”

izany no fanontanian'i Bryan ao amin'ny blaogy Haiti Innovation, raha mamoaboafy mikasika ny tetikasa hanorenana tohan-drano hitrandrahana herin'aratra ao amin'ny nosy izy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.