The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Iran, U.S.A.
Lohahevitra:
Fifidianana, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika
Teny:
Malagasy

 

Haji Washington no manoratra [Fa], fa raha marina ny filazana fa nohantsian’ny mpiandry revolisionera iraniana tsy tamin’antony ny sambo mpiady amerikana dia tian-dry zalahy handresy an’i Obama izay i Clinton. Nolazain’ny mpamaham-bolongana ary fa raha nanaiky ny mahavondrona mpampihorohoro ny Mpiandry Revolisionera ramatoa tao amin’ny antenimeran-doholona, Obama kosa nitsikera an-dRtoa ho nanampy tosika ireo nitady hanomboka ny ady.

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.