The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Finance
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Mugabe Mukaipa dia manapariaka vaovao izay navoaky ny gazety Zimbabwe Standard momba ireo Zimbaboeana izay mampiasa ny sandam-bola Afrikana Tatsimo :

Villagers in most parts of Matabeleland are selling their livestock in South African Rand, citing the volatility of the Zimbabwean dollar whose value continues to tumble against major currencies.

« Ireo ankamaroan'ny tantsaha any amin'ny faritry Matabeleland dia mitaky ny handoavana amin'ny sandam-bola Afrikana Tatsimo “Rand” ny vidin'ireo biby fiompy izay amidiny, nohon'ny tsy fahamatoran'ny Dolara Zimbaboeana izay tsy mitsahatra ny mitotongana raha ampitahaina amin'ireo sandam-bola sangany. »

Hamela valiny