The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

This is a Video post
Firenena:
Morocco, Mali, Niger
Lohahevitra:
Ethnicity, War & Conflict
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Ghasbouba, monina any Marôka, dia manoratra sy manapariaka lahatsary [Frantsay] mikasika ny tolon'ny Toaregy [Touareg] hoan'ny fahafahana any Nizera sy Malia [Niger | Mali] :

« Another way of getting rid of the Touregs of Niger and Mali is to exploit their lands through massive extractions of Uranium by the French government and corporations. Now a whole population is exposed to radiation and government oppression. »

« Fomba hafa iray fandroahana ny Toaregy tsy honina any Nizera sy Malia koa ny fitrandrahana ny [harena ankibon'ny] taniny amin'ny alalan'ny fitrandrahana ny “uranium” amin'ny fomba goavana ataon'ny governemanta Frantsay sy ireo orinasa [mpiara-dia aminy]. Amin'izao fotoana izao dia ny mponina iray manontolo no indray miharihary amin'ny lozan'ny “radiation” miampy ny vesatry ny governemanta izay manao “tsindry hazolena”. »

Amira Al Hussaini

Mpanoratra Amira Al Hussaini

Hamela valiny