The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
South Africa
Lohahevitra:
Environment, Film
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Carbon Copy dia manapariaka lahatsary-na 90 sekondra sy nandrombaka loka tamina fifaninanana izay mampiseho ny “township” Khayelitsha, Cape Town any Afrika Atsimo; izany lahatsary izany dia :

« touches on daily township life in South Africa and how solar energy could be utilised to uplift the poor in a sustainable way. »

« manala sarona ny andavan'andro iainan'ny mponina any amin'ireo “township” any Afrika Atsimo sy mampiharihary izay fomba [mahomby] azo itrandrahana ny herin'ny masoandro mba hanandratana [ny fari-piainana an'] ireo mahantra amin'ny fomba maharitra [izay manaja ny tontolo iaianana]. »

Juliana Rotich

Hamela valiny