The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Russia, Armenia, Georgia
Lohahevitra:
Arts & Culture, Ethnicity, History, Science, Politics, Language
Teny:
Malagasy

 

Mizara ny fiainana, ny tantara ary ny asan’i Nikolay Yakovlevich Marr i De Rebus Antiquis Et Novis:

“Lasa mahay tenimpirenena maro malaza izy ary tokony ho mpampianatra tenim-pirenena ikoizana, noho ny fitiavany fatratra sy ny nibahana loatra tao an-tsainy ny petrakeviny tsy mety voasedra. Tsy niatrika fianarana tenim-pirenena na dia indray mandeha akory aza izy. Olo-tsotra nankamamy ny zavatra tiany izy, tahaka an’i Schliemann amin’ny arkeolojia. Saingy ny tsy itovizany tamin’i Schliemann kosa dia tsy nahomby kosa ny tenany.”

Hamela valiny