The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
D.R. of Congo
Lohahevitra:
War & Conflict
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Extra Extra dia mitatitra momba ny fivoriambe hoan'ny fandriampahalemana atao any amin'ny Repoblika Demôkratikan'i Kôngô :

« News from eastern Congo is mixed. A conference on ‘peace, security and development’ is to be held in Goma from January 6th. It’s better to talk than fight, but Congolese commentators are sceptical …” »

« Mifangaro ireo vaovao avy any Atsinana'ny Kôngô. Amin'ny andaniny ny fivoriambe mikasika ny ‘fandriampahalemana, filaminan'ny tany ary fampandrosoana’ izay hanomboka ny 6 Janoary [2008] any. [Marina fa] aleo miresaka to izay miady, anefa kely fanantenana ireo mpanaraka ny toe-draharaha any Kôngô … »

Ndesanjo Macha

Hamela valiny