The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Nigeria
Lohahevitra:
Development, Ethnicity
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Oro dia miresaka momba ireo “foko” Nizeriana efatra :

« I am a Nigerian. Please don’t look at my name and try to peg me to a tribe otherwise I will be glad tell you the stories of other people I have met in the last three decades of my existence — people who can not be defined by any tribal nomenclature. »

« Nizeriana aho. Iangaviako hianareo tsy hijery izay anarako na hiezaka ny [hamantatra sy] hamatotra ahy amin'ny foko iray, dia fifaliana ho ahy ny hitantara aminareo momba ny hafa, dia ireo olona izay nihaona tamiko nandritra izay telo taona farany izay - olona izay tsy azo sokajiana [na arohy] ara-pihaviana ara-poko. »

Ndesanjo Macha

Hamela valiny