The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kenya, South Africa
Lohahevitra:
Politics
Teny:
Malagasy

 

Tokony handray lesona tamin'izay nitranga tany Kenya i Afrika Atsimo :

THE events of the last two weeks in Kenya have exposed just how fragile democracy is when it does not enjoy the protection of a country’s political leadership.

“Nahariharin'ny toe-java-nisy tany Kenya ny halemen'ny demokrasia raha vao tsy maharo ny politikan'ny mpitondra (ny safidim-bahoaka).”

Fahadisoana roa no hita dia ny fahamaikan'ny filoha hilaza ny fandreseny sy ny fanairana ny adim-poko avy eo.

Ndesanjo Macha

Hamela valiny