The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Guinea-Bissau
Lohahevitra:
History
Teny:
Portuguese, Malagasy

 

“The Diário da Guiné [isan'andron'i Ginea], tantanin'ny namana Antonio Abreu, no miresaka ny zava-drehetra, na saiky ny zava-drehetra nampihoronkoditra nitranga nandritra ny tanelanelan'ny taona 72 ka hatramin'ny taona 74, ireo andro farany nanjakan'i Portigaly tao Ginea”. Mandrisika ny olona izay liana hahalala ny tantaran'ny firenena hividy ny boky i Luis Graça [pt].

Paula Góes

Hamela valiny