Fabio Malini [pt] no mandrisika antsika hanaraka ny fanadihadian'i Alvaro Liuzzi [es] izay “niezaka hiresaka fanadihadiana tamina mpanabolongana maromaro Argentina, Espaniola, Shiliana sns - milazalaza ny omomba ny famahanam-bolongana sy ny fanaovan-gazety, navoaka an-dahatsary ao amin'ny vohikala Vimeo. 12 ny isany ary notontosaina tamina Canon Powershot A 550″.
- Firenena:
- Argentina, Brazil, Chile
- Lohahevitra:
- Sarimihetsika, Rindrambaiko & Fitaovana
- Teny:
- Portigey, Espaniola, Malagasy














