Reflectindo sobre Moçambique [pt] no lasan'eriteritra raha misy fizarazarana sy fifandirana amin'ny mpanabolongana Mozambikana. Ohatra iray amin'ny fanontaniana nataony ny hoe: “Misy ady ve anaty tontolom-bolongana Mozambikana? Ka rah amisy izany, inona ny antony ary inona no tanjony? Manelingelina ny sasany angaha ny fisian'ny bolongana? Iza izy ireo na inona no kendreny? Amin'ny lafiny manao ahoana ny bolongana no manelingelina azy? Fehiny, iza no matahotra ny firoboroboan'ny bolongana eto Mozambika?.
- Firenena:
- Mozambique
- Lohahevitra:
- Freedom of Speech
- Teny:
- Portuguese, Malagasy
















Pakistan: Nisy baomba nipoaka sady nahaf...
- eny tompoko, misaotra anareo nanome ny vaovao mikasika ny fiainam-pire...
Tohiny »