The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Mozambique
Lohahevitra:
Internet & Telecoms, Language
Teny:
Portuguese, Malagasy

 

Carlos Serra [pt], izay mpamahana ny Diário de um sociólogo blog ary nandrombaka ny fandresena tamin'ny teny Portigey tamin'ny the 2007 BOBs (na ny Bolongana tsara indrindra), no tsy faly raha nanoritsoritra no momba ny bolongana mpiteny portigey ny haino amna-jery ka i Portugal sy i Brezila ihany no voatonona. “Averiko indray ny efa noteneniko tamin'ny mpamaham-bolongana mozambikana hoe misorata anarana amin'ny BOBs2008, Asehoy amin'ny tontolom-bolongana iraisam-pirenena ny fisiantsika”.

Paula Góes

Hamela valiny