The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Angola
Lohahevitra:
Elections
Teny:
Portuguese, Malagasy

 

Mbola mieritreritra izay firariantsoany ho an'i Angola amin'ny taona 2008 i ELCAlmeida [pt]. Fantany tsara kosa izay tsy tiany hitranga any:

What I do not want, once and for all, for Angola is what is happening in Kenya. Those who do not know to welcome the popular will, whatever it may be, better not go to the polls.

“Ny tsy tiako hitranga alohan'ny zava-drehetra dia mba tsy ho tonga amin'i Angola izay mitranga any Kenya amin'izao fotoana izao. Ho an'ireo izay tsy te-hahalala ny safidim-bahoaka, na avy aiza izany na avy aiza, aleo tsy mandeha mifidy tsotra izao e!( na tsy manao fifidianana fotsiny)”.

Paula Góes

Hamela valiny