Nitroatra i Blogian raha nandre ny ny tenin'ny Filoha Azerbaijaney, Ilham Aliyev, nampitandrina farany ny foko Armenians miaina ao amin'ny faritra nitono-tena ho Republikan'ny Nagorno Karabakh — hitolo-batana amin'ny fitondrana Azerbaijaney na miala ny firenena.
- Firenena:
- Armenia, Azerbaijan
- Lohahevitra:
- Ethnicity, Indigenous, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena
- Teny:
- Malagasy














