The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Armenia: Mahatoky

momba ny mpandika teny

2008-01-05 @ 7:46 EST ·

Mpandika Jentilisa· vakio ato ny lahatsoratra nadika


Firenena:
Armenia
Lohahevitra:
Diaspora
Teny:
Malagasy

 

Shooosh ao amin'ny Life in Armenia no gaga fa raha very tao Yerevan ny valiziny dia nisy nahita ka namerina ny entana soa amantsara.  Na dia malaza amin'izay any ampielezana aza fa misy mangalatra hatrany ny entan'izy ireo rehefa mitsidika any an-tanindrazana izy ireo, dia nomarihiny fa misy olona tsara sy mahatoky any koa any na dia izany aza.

Onnik Krikorian

Hamela valiny