Nanangana bolongana ho amin'ny fandriampahalemana ao Kenya i Harry Karanja : “ ho fampanjakana ny fandriampahalemana, ny firindram-piaraha-monina ary ny firaisankina no antony nananganana ity bolongana ity amin'izao fotoanan'ny hotakotaka izao.”
- Firenena:
- Kenya
- Lohahevitra:
- Media, Ady & Fifandirana
- Teny:
- Malagasy














